FITSAPANA (Parson Jacques)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho any ianao, tononkira.serasera.org hahita ilay namako iray
Mihaona, miaraka hitafa indray
Hevero fa cwzmr izaho ilay ianao eo
Raha tsapany fa nifankatia izahay!
Mbola manantena bhkmhwa hihaona indray
Angamba tsy ho azom-pandrika
Fiverenana:
Ho fitsapana, no fisedrana
Tena mbola tia be tokoa
Mahatsiaro ianao
Mbola inoako, tsy hiova ny foko
Mbola tena tia be tokoa
Mahatsiaro ianao
Raha mba izaho no tamin'ny toerana misy anao
Izy no hitako anoloako eo
Angamba niahiahy foana hatreo
Aoka hanonofy aloha ny anio
Fa ny ampitso ankamantatra
Ny ho marina sy izay ho diso
Tsy fantatra?!
Fiverenana:
Ho fitsapana, no qhay fisedrana
Tena mbola tia be tokoa
Mahatsiaro ianao
Mbola inoako (Mbola inoako), tsy hiova ny foko
Mbola tena tia be tokoa
Mahatsiaro ianao
Mihaona, miaraka hitafa indray
Hevero fa cwzmr izaho ilay ianao eo
Raha tsapany fa nifankatia izahay!
Mbola manantena bhkmhwa hihaona indray
Angamba tsy ho azom-pandrika
Fiverenana:
Ho fitsapana, no fisedrana
Tena mbola tia be tokoa
Mahatsiaro ianao
Mbola inoako, tsy hiova ny foko
Mbola tena tia be tokoa
Mahatsiaro ianao
Raha mba izaho no tamin'ny toerana misy anao
Izy no hitako anoloako eo
Angamba niahiahy foana hatreo
Aoka hanonofy aloha ny anio
Fa ny ampitso ankamantatra
Ny ho marina sy izay ho diso
Tsy fantatra?!
Fiverenana:
Ho fitsapana, no qhay fisedrana
Tena mbola tia be tokoa
Mahatsiaro ianao
Mbola inoako (Mbola inoako), tsy hiova ny foko
Mbola tena tia be tokoa
Mahatsiaro ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Parson JacquesHits : 2832
Likes : 2 Like
Created by : fioty
Date : 19/01/2017 06:28
