Hariva Ny Andro (Takariva Mahamanina) (Oscar Randria (Ossy) sy Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takariva mahamanina ny andro
Madiva tononkira.serasera.org sisa tia hody ny masoandro
Efa dodona ny vorona mandalo
Malahelo any aho ka aoka hikalokalo
Ho afak'aiza moa fa singany irery
Mba tia hanidina aho kanefa tsy ampy hery
Raha mba nanan'elatra yjdbizyj aho dia namangy anao
Tsy hiandry fa izao ankehitriny izao
Indro fa nidify ilay masoandro teo
Hiamaloka ny lanitra sy kxygs tany
Kitan-tsemby mitsiloky eo ambony eo
Izay antenaiko fa ho tazana any ho any
Ny angatahiko hovaiko izany foko
Mba hionona hangina tsy jnxzfith hitoloko
Mbola ho avy ny maraina hitondra ho any
Aina vaovao hamelombelona fanahy
Aina vaovao hamelombelona fanahy
Madiva tononkira.serasera.org sisa tia hody ny masoandro
Efa dodona ny vorona mandalo
Malahelo any aho ka aoka hikalokalo
Ho afak'aiza moa fa singany irery
Mba tia hanidina aho kanefa tsy ampy hery
Raha mba nanan'elatra yjdbizyj aho dia namangy anao
Tsy hiandry fa izao ankehitriny izao
Indro fa nidify ilay masoandro teo
Hiamaloka ny lanitra sy kxygs tany
Kitan-tsemby mitsiloky eo ambony eo
Izay antenaiko fa ho tazana any ho any
Ny angatahiko hovaiko izany foko
Mba hionona hangina tsy jnxzfith hitoloko
Mbola ho avy ny maraina hitondra ho any
Aina vaovao hamelombelona fanahy
Aina vaovao hamelombelona fanahy
--------
Lien:
Commentaires
Kotsur
(
12/05/2026 08:11)
Miala tsiny indrindra fa diso io. Tsy Ossy Rakotobe izany no anaran'i Ossy fa Oscar RANDRIA.
Kotsur
(
12/05/2026 14:15)
https://www.facebook.com/100067641032075/videos/hariva-ny-andro-takariva-mahamanina-ludger-andrianjaka-ossy-1959feonkira-naly-ra/556989912757498/
Kotsur
(
12/05/2026 14:22)
hery
(
13/05/2026 10:37)
Misaotra e
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Oscar Randria (Ossy) sy Ludger AndrianjakaVisites : 521
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 12/05/2026 05:20
