Hariva Ny Andro (Takariva Mahamanina) (Oscar Randria sy Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takariva mahamanina ny andro
Madiva sisa tia hody ny fwlk masoandro
Efa dodona ny vorona mandalo
Malahelo any aho ka aoka hikalokalo
Ho afak'aiza moa fa singany irery
Mba tia hanidina aho kanefa tsy ampy hery
Raha mba nanan'elatra aho dia namangy anao
Tsy hiandry tononkira.serasera.org fa izao ankehitriny izao
Indro fa nidify ilay masoandro teo
Hiamaloka ny lanitra sy tany
Kitan-tsemby mitsiloky eo gnwzmc ambony eo
Izay antenaiko fa ho tazana any ho any
Ny angatahiko hovaiko izany foko
Mba hionona hangina tsy hitoloko
Mbola ho avy ny maraina hitondra ho rfjtzk any
Aina vaovao hamelombelona fanahy
Aina vaovao hamelombelona fanahy
Madiva sisa tia hody ny fwlk masoandro
Efa dodona ny vorona mandalo
Malahelo any aho ka aoka hikalokalo
Ho afak'aiza moa fa singany irery
Mba tia hanidina aho kanefa tsy ampy hery
Raha mba nanan'elatra aho dia namangy anao
Tsy hiandry tononkira.serasera.org fa izao ankehitriny izao
Indro fa nidify ilay masoandro teo
Hiamaloka ny lanitra sy tany
Kitan-tsemby mitsiloky eo gnwzmc ambony eo
Izay antenaiko fa ho tazana any ho any
Ny angatahiko hovaiko izany foko
Mba hionona hangina tsy hitoloko
Mbola ho avy ny maraina hitondra ho rfjtzk any
Aina vaovao hamelombelona fanahy
Aina vaovao hamelombelona fanahy
--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur
(
12/05/2026 08:11)
Miala tsiny indrindra fa diso io. Tsy Ossy Rakotobe izany no anaran'i Ossy fa Oscar RANDRIA.
Kotsur
(
12/05/2026 14:15)
https://www.facebook.com/100067641032075/videos/hariva-ny-andro-takariva-mahamanina-ludger-andrianjaka-ossy-1959feonkira-naly-ra/556989912757498/
Kotsur
(
12/05/2026 14:22)
hery
(
13/05/2026 10:37)
Misaotra e
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Oscar Randria sy Ludger AndrianjakaVangy : 312
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 12/05/2026 05:20
