RY ANDRIANANAHARY O ! (Oriela Maintimolaly FJKM Ambohimamory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry andriananahary o tononkira.serasera.org jxfolzw !
Misaotra Anao izahay
Fa notsimbininao
Tamin’ny sandrinao
Ref:Misaotra Anao
etjvp Ry Atra o
Tsy hita holazaina
Ny fahasoavanao
Raha hotanisaina
Reo asan-tananao
Tsy takatry ny wjmfu saina
Ny fanambinanao
Misaotra Anao izahay
Fa notsimbininao
Tamin’ny sandrinao
Ref:Misaotra Anao
etjvp Ry Atra o
Tsy hita holazaina
Ny fahasoavanao
Raha hotanisaina
Reo asan-tananao
Tsy takatry ny wjmfu saina
Ny fanambinanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Oriela Maintimolaly FJKM AmbohimamoryVangy : 3167
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/02/2005 05:34
