Ampidiro aloha ny tenimiafina
RY ANDRIANANAHARY O ! (Oriela Maintimolaly FJKM Ambohimamory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry andriananahary wqnx depya o !
Misaotra Anao izahay
Fa notsimbininao
Tamin’ny sandrinao
Ref:Misaotra Anao
dholuuta Ry Atra o
Tsy hita holazaina
Ny fahasoavanao
Raha hotanisaina
Reo tononkira.serasera.org asan-tananao
Tsy takatry ny saina
Ny fanambinanao
Misaotra Anao izahay
Fa notsimbininao
Tamin’ny sandrinao
Ref:Misaotra Anao
dholuuta Ry Atra o
Tsy hita holazaina
Ny fahasoavanao
Raha hotanisaina
Reo tononkira.serasera.org asan-tananao
Tsy takatry ny saina
Ny fanambinanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Oriela Maintimolaly FJKM AmbohimamoryHits : 3114
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 16/02/2005 05:34
