Havaozy ry Tompo ( hira faneva 150taona FJKM Ambohimamory) (Oriela Maintimolaly FJKM Ambohimamory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Midera Anao izahay izao ry Ray
Fa tratr'izao taon-jobily izao
Raiso re izany saotra aterinay
Ho Anao ry Tompo oh!
Ekeo ho Anao Ray oh!
2- Atolotray ny tenanay izao
Hanao izay sitrakao ry Tompo
Ho voninahitry ny Anaranao
Hanetry tena sy tononkira.serasera.org hanompo
3- Omeo hery ny nxxwyqvz mpanomponao
Hanavao ny fifankatiavanay
Ka hanatanteraka ny asanao
Ho orim_batonao mandrakizay
ref: Havaozy Tompo ny fiangonanao
ssvoz Hifankatia sy hiasa ho Anao
Ny fanoloran-tena axnqjsw ataonay
Ho hanitra ankasitrahanao
Fa tratr'izao taon-jobily izao
Raiso re izany saotra aterinay
Ho Anao ry Tompo oh!
Ekeo ho Anao Ray oh!
2- Atolotray ny tenanay izao
Hanao izay sitrakao ry Tompo
Ho voninahitry ny Anaranao
Hanetry tena sy tononkira.serasera.org hanompo
3- Omeo hery ny nxxwyqvz mpanomponao
Hanavao ny fifankatiavanay
Ka hanatanteraka ny asanao
Ho orim_batonao mandrakizay
ref: Havaozy Tompo ny fiangonanao
ssvoz Hifankatia sy hiasa ho Anao
Ny fanoloran-tena axnqjsw ataonay
Ho hanitra ankasitrahanao
--------
Lien:
Commentaires
hery
(
03/10/2019 17:16)
Iza no mihira an'ity azafady?
ikalamako
(
02/04/2020 12:26)
FJKM ambohimamory hono... nefa misy Taniketsa sy Oriela ato dia tsy haiko na mbola hafa koa ity.. alefako any amin'ny Oriela aloha lol
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Oriela Maintimolaly FJKM AmbohimamoryVisites : 1446
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AnjaTOA
Date : 02/04/2020 12:26
