Velona ho Anao (OneWay Young and Free)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hwwuxnab Faly izahay
Fa tonga ao Aminao
Lasa zanakao
Ny fonay iray
No hiderana Anao
Fa tianay hbqa loatra Ianao
Indreto izahay
Manandra-peo ho Anao
Hihika mafy hoe
Mandrakizay xwyg izahay
Dia tsy hiala Aminao
Hifikitra Aminao
Ref:
Izahay, velona ho Anao
Mamiratra tononkira.serasera.org amin'(ny)tany rehetra
Ho fahazavana amin'ny alina
Hitory ny fahatsaranao
Fa tonga ao Aminao
Lasa zanakao
Ny fonay iray
No hiderana Anao
Fa tianay hbqa loatra Ianao
Indreto izahay
Manandra-peo ho Anao
Hihika mafy hoe
Mandrakizay xwyg izahay
Dia tsy hiala Aminao
Hifikitra Aminao
Ref:
Izahay, velona ho Anao
Mamiratra tononkira.serasera.org amin'(ny)tany rehetra
Ho fahazavana amin'ny alina
Hitory ny fahatsaranao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : OneWay Young and FreeVangy : 1491
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nathanneri
Daty : 03/07/2018 21:20
