Tsy misy atakaloko Anao (OneWay Young and Free)

https://tononkira.serasera.org/hira/oneway-young-and-free/tsy-misy-atakaloko-anao-1

Hianao no antsoiko
Vatolampiko, miaro ny foko
Hanantena Anao foana
Mandrakizay aho
Hifikitra Aminao

Tsy mahavita tena aho Tompo ô
TsyTsiky dia ampy mahafoy Anao, tsy mahasaraka aho
Raha lavitra Anao aho Tompo ô
Tsy mahalia làlana, fa mila Anao

Tsy misy atakaloko Anao
Ny zava-drehetra afoiko ho Anao
Jesô

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : OneWay Young and Free
Mpamaky : 481
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : nathanneri
Tamin'ny : 03/07/2018 21:21:14
ID : 10699

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo