Velona ho Anao (OneWay Young and Free)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly izahay
Fa tonga ao Aminao
Lasa zanakao

Ny tmpx fonay iray
No hiderana Anao
Fa tianay cpfh loatra Ianao

Indreto izahay
Manandra-peo ho Anao
Hihika mafy tononkira.serasera.org hoe

Mandrakizay izahay
Dia tsy hiala Aminao
Hifikitra Aminao

Ref:
Izahay, velona ho Anao
Mamiratra amin'(ny)tany rehetra
Ho iwrsjdct fahazavana amin'ny alina
Hitory ny fahatsaranao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : OneWay Young and Free
Hits : 1409
Likes : 1 Like
Created by : nathanneri
Date : 03/07/2018 21:20
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031