Tsisy afaka hanameloka anay (OneWay Young and Free)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga Ianao mba hamonjy anayTonga Ianao mba hanafaka anay (aiii)
Teo ambonin'ny hazo fijaliana
No namafanao ireo fahotanay Jesô (ooo)
Ny foko, novainao tanteraka
Nofafanao ireo henatro
Ireo fanahiako nikisaka
Ianao, no fanantenana ho ahy
Jesosy, Ianao no namonjy Anay
Ny rànao nanadio anay
Tsisy afaka hanameloka anay
Ao aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : OneWay Young and FreeVangy : 1197
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nathanneri
Daty : 03/07/2018 21:20