Tsisy afaka hanameloka anay (OneWay Young and Free)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga Ianao mba hamonjy anay
Tonga eiratds Ianao mba hanafaka anay (aiii)
Teo ambonin'ny hazo tononkira.serasera.org fijaliana
No vlklcsar namafanao ireo fahotanay Jesô (ooo)

Ny foko, novainao tanteraka
Nofafanao ireo henatro
Ireo fanahiako nikisaka
Ianao, no fanantenana tybddc ho ahy

Jesosy, Ianao no namonjy Anay
Ny rànao nanadio anay
Tsisy afaka hanameloka anay
Ao aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : OneWay Young and Free
Vangy : 1684
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nathanneri
Daty : 03/07/2018 21:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0289