Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsisy afaka hanameloka anay (OneWay Young and Free)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga Ianao mba hamonjy anay
Tonga Ianao mba qdaqmjyz hanafaka anay (aiii)
Teo ambonin'ny hazo fijaliana
No namafanao ireo fahotanay Jesô tononkira.serasera.org (ooo)
Ny foko, novainao tanteraka
Nofafanao lvbva ireo henatro
Ireo fanahiako wpgumzr nikisaka
Ianao, no fanantenana ho ahy
Jesosy, Ianao no namonjy Anay
Ny rànao nanadio anay
Tsisy afaka hanameloka anay
Ao aminao
Tonga Ianao mba qdaqmjyz hanafaka anay (aiii)
Teo ambonin'ny hazo fijaliana
No namafanao ireo fahotanay Jesô tononkira.serasera.org (ooo)
Ny foko, novainao tanteraka
Nofafanao lvbva ireo henatro
Ireo fanahiako wpgumzr nikisaka
Ianao, no fanantenana ho ahy
Jesosy, Ianao no namonjy Anay
Ny rànao nanadio anay
Tsisy afaka hanameloka anay
Ao aminao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : OneWay Young and FreeVisites : 1615
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nathanneri
Date : 03/07/2018 21:20
