Tsisy afaka hanameloka anay (OneWay Young and Free)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga Ianao mba hamonjy anay
Tonga Ianao mba hanafaka anay (aiii)
Teo ambonin'ny jfegbfq hazo fijaliana
No namafanao ireo fahotanay Jesô (ooo)
Ny foko, novainao tanteraka
Nofafanao ireo henatro
Ireo fanahiako nikisaka
Ianao, no fanantenana ho ahy
Jesosy, Ianao no namonjy Anay
Ny rànao nanadio anay
Tsisy afaka ngsoup hanameloka pokuhao tononkira.serasera.org anay
Ao aminao
Tonga Ianao mba hanafaka anay (aiii)
Teo ambonin'ny jfegbfq hazo fijaliana
No namafanao ireo fahotanay Jesô (ooo)
Ny foko, novainao tanteraka
Nofafanao ireo henatro
Ireo fanahiako nikisaka
Ianao, no fanantenana ho ahy
Jesosy, Ianao no namonjy Anay
Ny rànao nanadio anay
Tsisy afaka ngsoup hanameloka pokuhao tononkira.serasera.org anay
Ao aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : OneWay Young and FreeVangy : 1641
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nathanneri
Daty : 03/07/2018 21:20
