Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny zanaka (Ny Voanio)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny zanaka no iri-mahaory,
Sady mamy nefa koa mampahory
Raha mba tononkira.serasera.org hendry mantsy dia kindriandriana
Fa raha sendra adala kosa dia manjary fahoriana
Ka tezaho soa ny dimy sy fara
Dia tariho mba hizotra amin'ny afdswl lalana tsara
Anaro mba hianatra sy ho tia fahendrena
Fa wpiiqqv izay no mahasambatra sy manondrotra firenena
Ny zanaka no ho masonkarena
Izy ireny no handova ny tena
Izy koa no hazo handimby ny ala
Sady tiana no mba hany zary tiana
No ho hany malala
Ka tantano ataovy talaky cwyri mandeha
Dia ho soa sy ho tsara rehefa lehibe
Ny zanaka zay tiana no faizina anarina
Dia ho hita any aoriana fa hanjary olo-marina

--------
Rohy: