Tafaray (Ny Talöha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Tafaray eto indray,tovolahy maro
Foko samy hafa no, indro mifangaro
Vatsy iray, woeq Aina koa no miara-dia
Mampiseho fa tononkira.serasera.org izahay dia mifankatia

Lalao sy hira ary koa lalàna
No ivelomanay Antoko Aina
Hezaka ary izahay ho mpirahalahy
Izay no baiko nomen’ i Jesô ô ô ynao ô

Lalàna folo izay efa nekena
No ivelomanay mpirahalahy
Hiezaka izahay ho mpifankatia
Tompo tia gkuozmvw fampiavanana ô ô ô

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Talöha
Vangy : 1754
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sfssolo
Daty : 20/09/2016 06:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0522