FIAINAM-BAOVAO (NY RIAMPEO FJKM Z.F.AMBATOBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hadisoako tsapako izao
Fony aho ninia tssy hahalala anao
Neniko koa, eto imasonao
Ireny aho nandà tsy hotiavinao
Hianao niandry ahy, naneho fitiavana koa
Tsy mba nanifika ahy na teo ny hadalako
Nampanantena ahy fiainana tsara kokoa
Atolotro ny fo, ho Anao ny fitiavako
ref : Manomboka eto izao
Fiainam-baovao
No iriko iarahana Aminao
Feno fiadanam-po
Kanto tokoa
tvywbff Tsy manam-paharoa
Ekeko fa ao ilay siyrox ratsy
Hisarika tononkira.serasera.org ahy mba tsy hino Anao
Isan’andro izao ireo mpandrafy
Hanosika ahy hanadino Anao
Nefa hdktmu ato anaty, ny voadiko dia izao
Ho mandra-maty, hanoa izay sitrakao
Satria ny fahoriana, hitony raha lazaiko Anao
Ny fifaliana tsy ho to raha tsy eo aminao
RAKOTONANAHARY Haritiana
Fony aho ninia tssy hahalala anao
Neniko koa, eto imasonao
Ireny aho nandà tsy hotiavinao
Hianao niandry ahy, naneho fitiavana koa
Tsy mba nanifika ahy na teo ny hadalako
Nampanantena ahy fiainana tsara kokoa
Atolotro ny fo, ho Anao ny fitiavako
ref : Manomboka eto izao
Fiainam-baovao
No iriko iarahana Aminao
Feno fiadanam-po
Kanto tokoa
tvywbff Tsy manam-paharoa
Ekeko fa ao ilay siyrox ratsy
Hisarika tononkira.serasera.org ahy mba tsy hino Anao
Isan’andro izao ireo mpandrafy
Hanosika ahy hanadino Anao
Nefa hdktmu ato anaty, ny voadiko dia izao
Ho mandra-maty, hanoa izay sitrakao
Satria ny fahoriana, hitony raha lazaiko Anao
Ny fifaliana tsy ho to raha tsy eo aminao
RAKOTONANAHARY Haritiana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY RIAMPEO FJKM Z.F.AMBATOBEHits : 4458
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 10/04/2007 07:39
