RAHA SITRAKAO (NY RIAMPEO FJKM Z.F.AMBATOBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba tononkira.serasera.org miangavy fitoniana
Efa trotraka ny aina
Amin’ny alim-pahoriana
Ray o! raha sitrakao
Nofo ihany ka malemy
Melok’eo imasonao
Nefa aza eezjmqui dia avela ho irery
Ray o! raha sitrakao
Mbola lavitra no haleha
Ka miangavy mitalaho
Tantano sy arovy re
Ray o! raha sitrakao!
Maro koa ny fahavalo
Misakana ahy mba tsy ho anao
Nefa aoka izy tsy hampimalo
Ray o! raha sitrakao!
Mbola lavitra no haleha
Ka miangavy mitalaho
Tantano sy arovy re!
Ray o! raha sitrakao!
Maro koa lvwvpao cuzl ny fahavalo
Misakana ahy
Mba tsy ho Anao
Nefa aoka izy tsy hampimalo
Ray o! raha sitrakao
NY RIAMPEO
Efa trotraka ny aina
Amin’ny alim-pahoriana
Ray o! raha sitrakao
Nofo ihany ka malemy
Melok’eo imasonao
Nefa aza eezjmqui dia avela ho irery
Ray o! raha sitrakao
Mbola lavitra no haleha
Ka miangavy mitalaho
Tantano sy arovy re
Ray o! raha sitrakao!
Maro koa ny fahavalo
Misakana ahy mba tsy ho anao
Nefa aoka izy tsy hampimalo
Ray o! raha sitrakao!
Mbola lavitra no haleha
Ka miangavy mitalaho
Tantano sy arovy re!
Ray o! raha sitrakao!
Maro koa lvwvpao cuzl ny fahavalo
Misakana ahy
Mba tsy ho Anao
Nefa aoka izy tsy hampimalo
Ray o! raha sitrakao
NY RIAMPEO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY RIAMPEO FJKM Z.F.AMBATOBEVangy : 7945
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ni81
Daty : 19/05/2011 09:52
