Tsy haiko ny hangina (NY RIAMPEO FJKM Z.F.AMBATOBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mijery ny lanitra
Dia mahavariana ny nanaovanao
Ny masoandro mibaliaka
Izay mizara hazavana
Manome aina ny tontolo
Fa ny alina ’zay mandimby izany
Mainka mambabo fo avy hatrany
Volana manjopika, kinta-mamiratra
Maneho ny tononkira.serasera.org fahalebiazanao
Dia ho haiko ve ny hangina ka hitoetra hpxifzp amin’izao
Tsy hanambara ny hatsaranao
’Zay no mahatonga ahy uiajyj hihira sy hifaly toy ’zao
Fa dyswbda mihoatra izay rehetra izay
No namoronanao ahy
Tonga lafatra, fa nataonao
Mitovy endrika Aminao
Misaotra indrindra Ray
Ireo zava-boahary ’zay hitako
Tsy ho ary hotanisaina avokoa
Ny lokon’ireo voninkazo, hiram-borona
Taratry ny fitiavanao (Ry Tompo)
RAKOTONANAHARY Haritiana
Dia mahavariana ny nanaovanao
Ny masoandro mibaliaka
Izay mizara hazavana
Manome aina ny tontolo
Fa ny alina ’zay mandimby izany
Mainka mambabo fo avy hatrany
Volana manjopika, kinta-mamiratra
Maneho ny tononkira.serasera.org fahalebiazanao
Dia ho haiko ve ny hangina ka hitoetra hpxifzp amin’izao
Tsy hanambara ny hatsaranao
’Zay no mahatonga ahy uiajyj hihira sy hifaly toy ’zao
Fa dyswbda mihoatra izay rehetra izay
No namoronanao ahy
Tonga lafatra, fa nataonao
Mitovy endrika Aminao
Misaotra indrindra Ray
Ireo zava-boahary ’zay hitako
Tsy ho ary hotanisaina avokoa
Ny lokon’ireo voninkazo, hiram-borona
Taratry ny fitiavanao (Ry Tompo)
RAKOTONANAHARY Haritiana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY RIAMPEO FJKM Z.F.AMBATOBEVangy : 3264
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 10/04/2007 08:05
