He mamiko (NY RIAMPEO FJKM Z.F.AMBATOBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He jydpqi mamiko sy tiako ry Jesoa
Ny itoetra eo akaikinao
Hidera Anao hivavaka
Fa Aminao tsy misy qhlpkkvz tebitebim-po
Fiadanana maharitra no atolotrao
Ny tenako ny heriko ny fiainako o!
Ho tononkira.serasera.org entiko hanompo Anao gqhwhjqc hanaja Anao
Haleloia, Haleloia, Haleloia o!
Jesosy no Tompoko sy Andriamanitro
Ny itoetra eo akaikinao
Hidera Anao hivavaka
Fa Aminao tsy misy qhlpkkvz tebitebim-po
Fiadanana maharitra no atolotrao
Ny tenako ny heriko ny fiainako o!
Ho tononkira.serasera.org entiko hanompo Anao gqhwhjqc hanaja Anao
Haleloia, Haleloia, Haleloia o!
Jesosy no Tompoko sy Andriamanitro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY RIAMPEO FJKM Z.F.AMBATOBEVangy : 2862
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAHARINOSY Vololoniaina Iharimalala
Daty : 06/07/2005 23:30
