Credo (NY RIAMPEO FJKM Z.F.AMBATOBE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Credo, credo, credo, credo.
Credo, credo, credo, credo.


Credo! Credo!
Na mikotroka aza ety,
Maizim-pito avokoa,
Ny aleha.
Credo! Credo!
Mbola ho avy ny maraina
ouh ouh
Hanafoana ny taraina
Mania

Credo! Credo!
Amin'izay fotoana izay
Dia hihiratra indray
Ny andronay.

Credo! Credo! Credo! Credo!
Credo! Credo! Credo! Credo!

Credo! Credo!
Na manitsaka aza ireo
Ireo mpanambola be ireo
Tsy tia.
Credo! Credo!
Na dia hosihosena
ouh oh
Mipitrapitra mahonena
Izahay

Credo! Credo!
Fa ny tolona atao
Dia hampandresy tsotra izao
Raha toa minia.

Credo! Credo! Credo! Credo!
Credo! Credo! Credo! Credo!

Credo! Credo!
Ireo mpanavakavaka ireo
Dia ho foana sy ho leo
Tokoa
Credo! Credo! Credo! Credo!
Ary ny fitovian-jo
ouh ouh
Dia miverina aminay
Indray

Credo! Credo!
Ity firenena kely ity
Tsy ho sembana ny dia
Satria minia.

Credo! Credo! Credo! Credo!
Credo! Credo! Credo! Credo!

(Harvey Ralainarivo)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NY RIAMPEO FJKM Z.F.AMBATOBE
Vangy : 39
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 12/10/2024 11:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0133