AMINAO (NY RIAMPEO FJKM Z.F.AMBATOBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Lay namela ny heloko
’Lay nitsabo ny yvmylibm aretiko
’Lay nanavotra ny aiko
tsy ho ogmsva latsaka kflfr an-davaka
’Lay nanome famindram-po
’Lay tononkira.serasera.org nanafy fiantrana koa
’Lay niahy hatry ny taloha
No anaterako saotra mandrakizay
Ny hatoky Anao, ’zay no dina hajaiko
Ny hitoetra Aminao, ezaka kasaiko o o, o o
fa Ianao Tompo ô nanavao ndray ny foko
Tsy nahafoy ahy raha nisy hadisoako o o, o o
Fa ny famindranao fo
Hatramin’ny taloha sy ho mandrakizay
Ny fahamarinanao omenao ’zay mankato
Ny fanekeny
RAKOTONANAHARY Haritiana
’Lay nitsabo ny yvmylibm aretiko
’Lay nanavotra ny aiko
tsy ho ogmsva latsaka kflfr an-davaka
’Lay nanome famindram-po
’Lay tononkira.serasera.org nanafy fiantrana koa
’Lay niahy hatry ny taloha
No anaterako saotra mandrakizay
Ny hatoky Anao, ’zay no dina hajaiko
Ny hitoetra Aminao, ezaka kasaiko o o, o o
fa Ianao Tompo ô nanavao ndray ny foko
Tsy nahafoy ahy raha nisy hadisoako o o, o o
Fa ny famindranao fo
Hatramin’ny taloha sy ho mandrakizay
Ny fahamarinanao omenao ’zay mankato
Ny fanekeny
RAKOTONANAHARY Haritiana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY RIAMPEO FJKM Z.F.AMBATOBEVangy : 3076
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 10/04/2007 07:51
