Mpandresy (NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny Tompo tia dia mampanantena FANDRESENA,
‘Zay manara-dia Azy ka mijoro tsy mivena
MPANDRESY ianao raha toa maharitra,
mizotra amin’ny fiainan-danitra

‘Zay manara-dia Azy ka cwsaprk mijoro tsy mivena
1-MPANDRESY tononkira.serasera.org no iantsoana anao mpanara-dia
Sy mpiara-dalana amin’i Jesoa Tompo tia
Satria dia Izy mihintsy no nampanantena
Fa atolony sy omeny anao ny fandresena
MPANDRESY no iantsoana anao mpanara-dia
Sy mpiara-dalana amin’i Jesoa Tompo tia
Satria dia Izy mihintsy no nampanantena
Fa qdgj atolony sy omeny anao ny fandresena
Ref: MPANDRESY ianao raha toa maharitra,

2-MPANDRESY no anarana hisaloranao
Ry mpino an’Andriamanitra, ry olom-baovao
Tsy andevon’ny ota intsony fa olona madio
Tena MPANDRESY ianao ka mifalia anio
Fa Jesoa tena tia mbola mampanantena
Anao hatrany hatrany,mba hahazo Fandresena
Fa tena mila anao mijoro tsy mirona,
Miorim-paka tsara, manana FINOANA

‘Zay manara-dia Azy ka mijoro tsy mivena ipmwc

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana)Vangy : 19406
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : Faliana2402
Daty : 09/03/2016 10:36