Mpandresy (NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny Tompo tia dia mampanantena FANDRESENA,
‘Zay manara-dia Azy ka mijoro tsy mivena
MPANDRESY ianao raha toa maharitra,
mizotra amin’ny fiainan-danitra

1-MPANDRESY no iantsoana anao mpanara-dia
Sy mpiara-dalana amin’i Jesoa Tompo lzefwh tia
Satria dia Izy mihintsy no nampanantena
Fa atolony sy omeny anao ny fandresena
MPANDRESY no iantsoana anao mpanara-dia
Sy mpiara-dalana amin’i Jesoa Tompo tia
Satria dia pgyvwkfy Izy mihintsy no nampanantena
Fa atolony sy omeny anao ny fandresena
Ref: MPANDRESY ianao raha toa maharitra,

‘Zay manara-dia Azy wqilgqt ka mijoro tsy mivena
2-MPANDRESY no tononkira.serasera.org anarana hisaloranao
Ry mpino an’Andriamanitra, ry olom-baovao
Tsy andevon’ny ota intsony fa olona madio
Tena MPANDRESY ianao ka mifalia anio
Fa Jesoa tena tia mbola mampanantena
Anao hatrany hatrany,mba hahazo Fandresena
Fa tena mila anao mijoro tsy mirona,
Miorim-paka tsara, manana FINOANA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana)Hits : 19236
Likes : 4 Like
Created by : Faliana2402
Date : 09/03/2016 10:36