HANARAKA ANAO (NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HANARAKA ANAO

Hanaraka Anao, hanaraka Anao aho
Tsy asiako fepetra fa hafoiko daholo izao rehetra izao

Hanaraka Anao (hanaraka Anao), hanaraka Anao aho (hanaraka Anao aho)
Tsy asiako fepetra fa hafoiko daholo izao rehetra izao

Misy tantara iray tena tiako ambara aminao
'Zay tena mandona any anaty, 'reko am-poko ao
Mahafinaritra mampisaintsaina ny tokony atao
Dia ny nanoloran'ny Tompo ny fiainany ho anao

O! o! o! o!

Koa atolory ny Tompo avokoa ny aminao rehetra é
Tahaky ny nanolorany ny Azy ho famonjena antsika é! i! é!
Izany no filamatra koa tanteraho o! o! o!
Dia hahazo ilay fiainana mandrakizay ianao é! é! é!

Hanaraka Anao, hanaraka Anao aho
Tsy asiako fepetra fa hafoiko daholo izao rehetra izao
Ny fotoana, ny vola sy ny harena
Eny hatramin'ny ankohonan'ny tena
Noho ny Aminao dia hafoiko izao rehetra izao

Hanaraka Anao, hanaraka Anao aho
Tsy asiako fepetra fa hafoiko daholo izao rehetra izao
Ny fotoana, ny vola sy ny harena
Eny hatramin'ny ankohonan'ny tena
Noho ny Aminao dia hafoiko izao rehetra izao

./.

Tsy tapitra hatreo ny tantara fa mbola mitohy hatrany é
Hoe tsy maintsy miaritra sy mahafoy ny zava-drehetra é
Fa handray zato heny amin'izao andro ankehitriny izao o! o! o!
Ary hahazo ilay fiainana mandrakizay ianao

Hanaraka Anao,hanaraka Anao aho
Tsy asiako fepetra fa hafoiko daholo izao rehetra izao
Ny fotoana, ny vola sy ny harena
Eny hatramin'ny ankohonan'ny tena
Noho ny Aminao dia hafoiko izao rehetra izao

Hanaraka Anao, hanaraka Anao aho
Tsy asiako fepetra fa hafoiko daholo izao rehetra izao
Ny fotoana, ny vola sy ny harena
Eny hatramin'ny ankohonan'ny tena
Noho ny Aminao dia hafoiko izao rehetra izao

./.

Hanaraka Anao hafoiko izao rehetra izao é

Hanaraka Anao hafoiko izao rehetra izao é

Hanaraka Anao hafoiko izao rehetra izao

./.

Hanaraka Anao, hanaraka Anao aho
Tsy asiako fepetra fa hafoiko daholo izao rehetra izao
Ny fotoana, ny vola sy ny harena
Eny hatramin'ny ankohonan'ny tena
Noho ny Aminao dia hafoiko izao rehetra izao

Hanaraka Anao, hanaraka Anao aho
Tsy asiako fepetra fa hafoiko daholo izao rehetra izao
Ny fotoana, ny vola sy ny harena
Eny hatramin'ny ankohonan'ny tena
Noho ny Aminao dia hafoiko izao rehetra izao

Hanaraka Anao, hanaraka Anao aho
Tsy asiako fepetra fa hafoiko daholo izao rehetra izao
Ny fotoana, ny vola sy ny harena
Eny hatramin'ny ankohonan'ny tena
Noho ny Aminao dia hafoiko izao rehetra izao

Noho ny Aminao dia hafoiko izao rehetra izao

Noho ny Aminao dia hafoiko izao rehetra izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana)
Vangy : 1498
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 10/07/2021 19:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0765