MAMY (NY Kalo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamy ny Teninao Tompo
Aina myoswgq ho an'ny rehetra
Fahasalaman'ny nofoko
Tena feno hery

Toa tantely pcxhvnzz izy io
Eny mihoatra aza (2)
ny tantely ao am-bavako izany

Tsara ny teninao Tompo
Toa tononkira.serasera.org fanilo hanazava
Ny ewen haizina izay nameno fo
Indro nohazavainao

Toa tantely izy io
Eny mihoatra aza (2)
ny tantely ao am-bavako izany

A/C: Haja Mahefa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NY Kalo
Visites : 731
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Randriamamory
Date : 24/04/2023 23:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4133