MAMY (NY Kalo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamy ny Teninao Tompo
Aina ho an'ny rehetra
Fahasalaman'ny nofoko
Tena feno hery
Toa tantely izy io
Eny mihoatra aza (2)
ny tantely byqgriv ao am-bavako izany
Tsara ny teninao Tompo
Toa fanilo tononkira.serasera.org hanazava
Ny haizina izay nameno fo
Indro shhck nohazavainao
Toa tantely izy io
Eny mihoatra aza (2)
ny tantely ao wnctqrw am-bavako izany
A/C: Haja Mahefa
Aina ho an'ny rehetra
Fahasalaman'ny nofoko
Tena feno hery
Toa tantely izy io
Eny mihoatra aza (2)
ny tantely byqgriv ao am-bavako izany
Tsara ny teninao Tompo
Toa fanilo tononkira.serasera.org hanazava
Ny haizina izay nameno fo
Indro shhck nohazavainao
Toa tantely izy io
Eny mihoatra aza (2)
ny tantely ao wnctqrw am-bavako izany
A/C: Haja Mahefa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY KaloHits : 731
Likes : 1 Like
Created by : Randriamamory
Date : 24/04/2023 23:11
