Trinity Blues (Ny I-Kalo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fxfmuyl Tsy dqinres noterena sitraponay ny hankalazanao
Ianao izay telo nefa iray faly manajanao
Ankalazaina ampifaliana ledchbor fa Andriamanitray
Ref: Ôouôuhô...zay tsy maintsy mihira
Hira ho an'i Ray Ray mpamoroana anay
Ôouôuhô... zay tsy maintsy midera
An'ilay Jesô ilay Kristy zokinay
Ôouôuhô...isaoranay ny Fanahy
Fanahy Masina ilay mpananatra anay
tononkira.serasera.org
Andao ianao eh ho namanay tsy hanenina ianao
Faly izahay eh mandray anao ato antranondray

--------
Rohy: