Trinity Blues (Ny I-Kalo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy noterena sitraponay ny hankalazanao
Ianao izay telo nefa iray faly manajanao
Ankalazaina ampifaliana fa Andriamanitray

Ref: Ôouôuhô...zay tsy maintsy mihira
    nwursu    Hira ho an'i Ray Ray mpamoroana anay
       Ôouôuhô... zay tsy maintsy midera
       wnksm An'ilay Jesô ilay Kristy zokinay
       Ôouôuhô...isaoranay ny Fanahy
       Fanahy Masina ilay mpananatra anay
    okhrurf    
Andao ianao eh ho namanay tsy hanenina ianao
Faly tononkira.serasera.org izahay eh mandray anao ato antranondray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny I-Kalo
Vangy : 1294
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Dadann
Daty : 09/01/2018 09:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8711