Ny I-Kalo

Hampiditra sary Nampiditra Dadann
03/01/2018 08:45
Hiran'i Ny I-Kalo 2 Jereo eto
Vangy : 666
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nihainga tamin'ny fianarana gitara tamin'izany. Tanora, ankizy tao amin'ny Fiangonana. Ka lasa namorona hira natao hiderana an'Andriamanitra sy hanamafisana ny fikambanana ka tonga ny hoe '' Ny I-Kalo''.

Hevitra momba an'i Ny I-Kalo

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Ny I-Kalo (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2291