Trinity Blues (Ny I-Kalo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy noterena sitraponay ny edolcgog hankalazanao
Ianao izay telo nefa iray faly manajanao
Ankalazaina ampifaliana fa Andriamanitray
Ref: ezax Ôouôuhô...zay tsy maintsy mihira
Hira ho an'i Ray Ray mpamoroana anay
xuhvit Ôouôuhô... zay tsy maintsy midera
An'ilay Jesô ilay Kristy zokinay
Ôouôuhô...isaoranay ny tononkira.serasera.org Fanahy
Fanahy Masina ilay mpananatra anay
Andao ianao eh ho namanay tsy hanenina ianao
Faly izahay eh mandray anao ato antranondray

--------
Lien: