Andrianiko Ianao (Ny I-Kalo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho toizao ny fiainako
Raha tsy Ianao ptywnfok no teo usqj
Mivimbina ahy ny tananao
N'aiza n'aiza misy ahy eo Ianao
Sambatra aho fa tsy no jerenao
Ireo andro lasako
Nanaovako ny sitrapoko
Andron'ny yepvg tsy fahalalana
ref: Andrianiko Ianao Ray fa Andriamanitro
Mpanjakako Ianao Kristy tompon'ny safidiko
Tsy misy ataoko tononkira.serasera.org rehareha afa tsy ny anaranao
Fanahy ô andrianiko Ianao
Ny finoako ny ho tiavinao
Fanantenako aminao
Ny fahasoavanao no nahatoizao ahy
Vaovao isan'andro isan'andro
Raha tsy Ianao ptywnfok no teo usqj
Mivimbina ahy ny tananao
N'aiza n'aiza misy ahy eo Ianao
Sambatra aho fa tsy no jerenao
Ireo andro lasako
Nanaovako ny sitrapoko
Andron'ny yepvg tsy fahalalana
ref: Andrianiko Ianao Ray fa Andriamanitro
Mpanjakako Ianao Kristy tompon'ny safidiko
Tsy misy ataoko tononkira.serasera.org rehareha afa tsy ny anaranao
Fanahy ô andrianiko Ianao
Ny finoako ny ho tiavinao
Fanantenako aminao
Ny fahasoavanao no nahatoizao ahy
Vaovao isan'andro isan'andro
--------
Rohy:
