Andrianiko Ianao (Ny I-Kalo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho toizao ny fiainako
Raha tsy Ianao no teo
Mivimbina ahy ny tananao
N'aiza n'aiza misy ahy eo Ianao
Sambatra aho fa tsy no jerenao
Ireo andro lasako
Nanaovako ny sitrapoko
Andron'ny tsy fahalalana

ref: Andrianiko Ianao Ray fa Andriamanitro
    ubhysh   Mpanjakako Ianao Kristy tompon'ny safidiko
      Tsy misy ataoko rehareha afa tononkira.serasera.org tsy ny tpxyufyk anaranao
      Fanahy ô bxpj andrianiko Ianao

Ny finoako ny ho tiavinao
Fanantenako aminao
Ny fahasoavanao no nahatoizao ahy
Vaovao isan'andro isan'andro
  

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny I-Kalo
Hits : 1915
Likes : 1 Like
Created by : Dadann
Date : 09/01/2018 10:01
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0793