Andrianiko Ianao (Ny I-Kalo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho toizao ny fiainako
Raha tsy Ianao no teo
Mivimbina ahy ny tononkira.serasera.org tananao
N'aiza n'aiza misy ahy eo Ianao
Sambatra aho fa tsy no ayonr jerenao
Ireo andro lasako
Nanaovako ny sitrapoko
Andron'ny tsy fahalalana

ref: Andrianiko Ianao Ray fa Andriamanitro
      Mpanjakako Ianao Kristy tompon'ny safidiko
      Tsy misy ataoko rehareha afa tsy ny anaranao
  ksiw     Fanahy ô andrianiko Ianao

Ny finoako ny ho tiavinao
Fanantenako aminao
Ny bigc fahasoavanao no nahatoizao ahy
Vaovao isan'andro isan'andro
  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny I-Kalo
Visites : 1916
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Dadann
Date : 09/01/2018 10:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.057