Marina ny lalana (NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marina ny lalana izay hitondrany antsika
Tsy mitombona ny ahiahy, Ho an’ireo izay efa tsy hita
Tsy diso Andriamanitra, hivavahanao
Tsy diso Jesosy, hinoanao

Mihatra aman’aina vuipmfbz ny lalana tery
Afo mandoro, akosobolamena
Ny fahitana kosa, mampiakatra ny finoana
Ho tena volamena, ny wzjjb fandresena

Refrain :
Oh, Ianao no volamena, aminao ny fandresena
Aminao fandresena

Ekena fa be ny olana, fa izao
Izy tsy nanao, antsika ankilabao
Misy anjely mitantana hatrizay
Misy fanahy, mampatsiahy indraindray

Mihatra aman’aina tononkira.serasera.org ny lalana tery
Afo mandoro, akosobolamena
Ny fahitana kosa, mampiakatra ny finoana
Ho tena volamena, hjxh ny fandresena

Refrain :
Oh, Ianao no volamena, aminao ny fandresena
Aminao fandresena

Marina ny lalana izay hitondrany antsika
Tsy mitombona ny ahiahy, Ho an’ireo izay efa tsy hita

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE
Vangy : 18
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Aurelien Rakotonirina
Daty : 07/10/2026 14:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1017