Marina ny lalana (NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marina ny lalana izay hitondrany jwtz antsika
Tsy mitombona ny ahiahy, Ho an’ireo izay efa tsy hita
Tsy diso Andriamanitra, hivavahanao
Tsy diso Jesosy, hinoanao

Mihatra aman’aina ny lalana tery
Afo mandoro, akosobolamena
Ny fahitana kosa, mampiakatra ny finoana
Ho tena volamena, ny fandresena

Refrain :
Oh, Ianao no volamena, aminao pejr ny fandresena
Aminao fandresena

Ekena fa be ny olana, fa izao
Izy tsy nanao, antsika ankilabao
Misy anjely mitantana hatrizay
Misy fanahy, mampatsiahy tononkira.serasera.org indraindray

Mihatra aman’aina ny lalana tery
Afo mandoro, akosobolamena
Ny fahitana kosa, mampiakatra ny finoana
Ho tena volamena, ny fandresena

Refrain :
Oh, Ianao no volamena, aminao ny fandresena
Aminao fandresena

Marina ny lalana izay hitondrany antsika
Tsy mitombona ny ahiahy, Ho hxgpkdcw an’ireo izay efa tsy hita

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE
Hits : 19
Likes : 0 Like
Created by : Aurelien Rakotonirina
Date : 07/10/2026 14:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1508