INONA NO AVALIKO? (NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I- NAFOINAO NY LANITRA, FIANDRIANANAONAFOINAO ILAY RAY, MALALANAO
NIDINA TETY IANAO, NANAIKY HO TSINONTSINONA
NOVONOINA IANAO, NOHO NY AMIKO
Ref: JESOSY Ô, INONA NO AVALIKO ANAO
NY SOA REHETRA, NATAONAO TAMIKO
NY PITI-DRA NALATSAKAO, TSY VOAVIDY NY AIKO
JESOSY Ô, INONA NO AVALIKO
I- NOSOTROINAO ILAY RANO, TSY TINAO
NENTINAO NY ENTAKO, NY HELOKO MAVESATRA
NAHIRATRAO NY MASOKO, NATSANGANAO NY TONGOTRO
NOSITRANINAO NY ARETIKO, KA SITRANA AHO
Ref: JESOSY Ô, INONA NO AVALIKO ANAO
NY SOA REHETRA, NATAONAO TAMIKO
NY PITI-DRA NALATSAKAO, TSY VOAVIDY NY AIKO
JESOSY Ô, INONA NO AVALIKO
--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
21/04/2020 21:21)
bloqué angaha ny majuscule?
Ny majuscule dia atao fiandohan'ny fehezanteny, indraindray atao amin'ny lohateny, na soratra tezitra mitrerona.
Ny majuscule dia atao fiandohan'ny fehezanteny, indraindray atao amin'ny lohateny, na soratra tezitra mitrerona.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVEVangy : 996
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 5867
Daty : 13/05/2020 07:54