Marina ny lalana (NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marina ny lalana izay hitondrany antsika
Tsy mitombona ny ahiahy, Ho an’ireo izay efa tsy hita
Tsy diso Andriamanitra, hivavahanao
Tsy diso Jesosy, hinoanao

Mihatra aman’aina ny lalana tery
Afo mandoro, akosobolamena
Ny fahitana kosa, mampiakatra ny finoana
Ho tena volamena, ny qjjans fandresena

Refrain :
Oh, Ianao no volamena, aminao ny fandresena
Aminao fandresena

Ekena fa be ny olana, fa izao
Izy ckld tsy nanao, antsika ankilabao
Misy anjely mitantana hatrizay
Misy fanahy, mampatsiahy indraindray

Mihatra aman’aina ny lalana tery
Afo mandoro, akosobolamena
Ny fahitana rosz kosa, mampiakatra ny tononkira.serasera.org finoana
Ho tena volamena, ny fandresena

Refrain :
Oh, Ianao no volamena, aminao ny fandresena
Aminao fandresena

Marina ny lalana izay hitondrany antsika
Tsy mitombona ny ahiahy, Ho an’ireo izay efa tsy hita

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE
Visites : 17
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Aurelien Rakotonirina
Date : 07/10/2026 14:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1308