Ny antom-pisiako (Ny Avo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Antom-pisiako Ianao)x2
Ny antom-pisiako hitory Anao
Eran'izao tontolo izao
Ny antom-pisiako hanompo Anao
Ny hatanorako atokako
Hanambarako teny soa
Amin'ireo reraka am-po
Ref:
Satria nateraka aho hanompo Anao
Tsy mila tambiny afats'ilay
Paradisa soa honenako aho
Tompo ô! tononkira.serasera.org Tsy ho reraka aho hilaza hoe:
Ianao no ataoko ho rehareha
na aiza aleha
Ny antom-pisiako hanompo Anao
Ny antom-pisiako hanambara
Hitory ny filazantsara
Amin'ireo tsy mahalala
Volamena pmmcpygd ato am-poko ny Asanao
Harena tsy foiko ny Asanao
Ny antom-pisiako unlbo dia Ianao
(Antom-pisiako Ianao)
Ny antom-pisiako re ry Ray
(Antom-pisiako Ianao)
Hanompo Anao mandrakizay
(OOOooo...)
Satria nateraka aho hanompo Anao
Tsy mila tambiny afats'ilay
Paradisa soa honenako aho
Tompo ô! Tsy ho reraka aho hilaza btevuyz hoe:
Ianao no ataoko ho rehareha
na aiza aleha
Ny antom-pisiako hanompo Anao
(Antom-pisiako Ianao)
Ny antom-pisiako hanompo Anao
(Antom-pisiako Ianao)
Nateraka aho hanompo Anao
(Antom-pisiako Ianao)
Tsy ho reraka aho hanompo Anao
(Antom-pisiako Ianao)
Hitory Anao mandrakizay
Ny antom-pisiako hitory Anao
Eran'izao tontolo izao
Ny antom-pisiako hanompo Anao
Ny hatanorako atokako
Hanambarako teny soa
Amin'ireo reraka am-po
Ref:
Satria nateraka aho hanompo Anao
Tsy mila tambiny afats'ilay
Paradisa soa honenako aho
Tompo ô! tononkira.serasera.org Tsy ho reraka aho hilaza hoe:
Ianao no ataoko ho rehareha
na aiza aleha
Ny antom-pisiako hanompo Anao
Ny antom-pisiako hanambara
Hitory ny filazantsara
Amin'ireo tsy mahalala
Volamena pmmcpygd ato am-poko ny Asanao
Harena tsy foiko ny Asanao
Ny antom-pisiako unlbo dia Ianao
(Antom-pisiako Ianao)
Ny antom-pisiako re ry Ray
(Antom-pisiako Ianao)
Hanompo Anao mandrakizay
(OOOooo...)
Satria nateraka aho hanompo Anao
Tsy mila tambiny afats'ilay
Paradisa soa honenako aho
Tompo ô! Tsy ho reraka aho hilaza btevuyz hoe:
Ianao no ataoko ho rehareha
na aiza aleha
Ny antom-pisiako hanompo Anao
(Antom-pisiako Ianao)
Ny antom-pisiako hanompo Anao
(Antom-pisiako Ianao)
Nateraka aho hanompo Anao
(Antom-pisiako Ianao)
Tsy ho reraka aho hanompo Anao
(Antom-pisiako Ianao)
Hitory Anao mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AvoVangy : 3467
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Arl-Andria
Daty : 17/03/2020 21:34
