Tsy miova (Ny Antso (FDL Ambatonjara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Hatrizay Ela Izay Sy Ho Mandrakizay
Tsy Miova Jesosy
Izay Nodiavinao
Indro Efa Lao
Tsy Miova Ny Tomponao
Ny Fitiavany
Tsy Niangarany
Fa Nomeny An-Tsitra-Po
Tsy Nanavahany
Tsisy Sarany
Fa Natolony Ho Anao
Hatrizay Ela Izay
Sy Ho Mandrakizay
Tsy Miova Jesosy
Izay Nodiavinao
Indro Efa Lao
Tsy Miova Ny Tomponao
Ny Fitiavany
Tsy Niangarany
Fa Nomeny An-Tsitra-Po
Tsy Nanavahany
Tsisy Sarany
Fa Natolony Ho Anao
Tsy Miova, Tsy Miova
Jesosy, Jesosinao
Tsy Miova, Tsy Miova
Ny Fitiavany Anao
Maharitra, Sy Niharitra
Hamonjeny Ny Fo-Nao
Hodioviny Ho Vaovao
Ho Lapasoa Honenany Ao
2- Hatrizay Ela Izay,
Sy Ho Mandrakizay,
Tsy Miova Jesosy
Izay Nodiavinao,
Indro Efa Lao,
Tsy Miova Ny Tomponao,
Ny Fitiavany,
Tsy Niangarany
Fa Nomeny An-Tsitra-Po,
Tsy Nanavahany,
Tsisy Sarany,
Fa Natolony Ho Anao
Tsy Miova, Tsy Miova
Jesosy, Jesosinao
Tsy Miova, Tsy Miova
Ny Fitiavany Anao
Maharitra, Sy Niharitra
Hamonjeny Ny Fo-Nao
Hodioviny Ho Vaovao
Ho Lapasoa Honenany Ao
Hodioviny Ho Vaovao
Ho Lapasoa Honenany Ao
Hodioviny Ho Vaovao
Ho Lapasoa Honenany Ao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antso (FDL Ambatonjara)Vangy : 226
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ambatonjara
Daty : 30/11/2023 19:26