Somambisamby (Ny Antsaly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Somambisamby re, irony diavolana
Maizin-takariva re, mba aiza izay havako izany
Mba hitanao va ieyrjndj re, sao mba tsinjonao
Atoroy làlana aho mba hizorako any.
Eny re,
Ny ditrako omaly, tsy rofiko intsony
Ny haja fanao, tsy avelan’ny ray
Mifona anieaho, mivalo anie aho
Rahavako
Ah ny masony anie ka masom-boromailala
Ah ny fitsikiny anie ka tsy vhsg azon’arivo
Handeha tononkira.serasera.org isika hody r'isekely
Harivariva ny andro.
Hihazakazaka anie aho, hoarahin-tosika
Sanatria izany re, tsy ojym hanaiki-dresy aho sombinaina
Fa hody any anie aho, ka hifonako any
Hody any anie aho, ka tsy hanin-droa.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsalyVangy : 4224
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/05/2016 20:58