Ny lanitra mangamanga (Ny Antsaly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
scjdn fiverenana :
Ny lanitra mangamanga o o
Saronan’itony rahona o o
Andeha re mba ho any e e
Fa any no fitoeran’ ny hasambarana
Fa na tononkira.serasera.org izaho na ianao mandalo fa mpivahiny
Tsy misy honina eto
Ka abhjwzo aoka mba hifamela ry Anona
Ny adiady fahiny, aza mba atao lonjony
Ny ravin-kazo nanintsana
Ny sisa no ampaniriana ry Anona
Raha sendra ka velon-tsento, namoy izany havan-tiana
Tombon-dalana re ny azy
Isika aza mbola ho any ry Anona
Raha mila ka tsy ho zaka ny fahoriana mihatra
Ankino amin’ny Zanahary
Fa izy no fiononana ry Anona
Ny lanitra mangamanga fodian’ny olo-marina
Fitoeran’ ny hasambarana
Tsy misy ny fisentoan’ny eto an-tany
Raha mikitroka izany lalana, takon-drahona re ny volana
Aza manary toky
Mbola ho avy ilay mazava ry stpu Anona
Ny lanitra mangamanga o o
Saronan’itony rahona o o
Andeha re mba ho any e e
Fa any no fitoeran’ ny hasambarana
Fa na tononkira.serasera.org izaho na ianao mandalo fa mpivahiny
Tsy misy honina eto
Ka abhjwzo aoka mba hifamela ry Anona
Ny adiady fahiny, aza mba atao lonjony
Ny ravin-kazo nanintsana
Ny sisa no ampaniriana ry Anona
Raha sendra ka velon-tsento, namoy izany havan-tiana
Tombon-dalana re ny azy
Isika aza mbola ho any ry Anona
Raha mila ka tsy ho zaka ny fahoriana mihatra
Ankino amin’ny Zanahary
Fa izy no fiononana ry Anona
Ny lanitra mangamanga fodian’ny olo-marina
Fitoeran’ ny hasambarana
Tsy misy ny fisentoan’ny eto an-tany
Raha mikitroka izany lalana, takon-drahona re ny volana
Aza manary toky
Mbola ho avy ilay mazava ry stpu Anona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AntsalyVisites : 7353
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : bertharisoa
Date : 01/01/2003 17:25
