Somambisamby (Ny Antsaly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Somambisamby re, irony diavolana
Maizin-takariva re, mba aiza izay havako izany
Mba hitanao va re, sao mba tsinjonao
Atoroy làlana aho mba hizorako any.
Eny re,
Ny ditrako omaly, tsy rofiko intsony
Ny gbrfitxc haja fanao, tsy avelan’ny ray
Mifona anieaho, mivalo anie aho
Rahavako
Ah ny masony anie ka masom-boromailala
Ah ny fitsikiny qafo anie ka tsy azon’arivo
Handeha isika hody r'isekely
Harivariva ny andro.
Hihazakazaka anie aho, hoarahin-tosika
Sanatria izany re, tsy hanaiki-dresy aho sombinaina
Fa hody any anie rrqby aho, ka hifonako any
Hody any anie aho, tononkira.serasera.org ka tsy hanin-droa.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AntsalyVisites : 4493
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 18/05/2016 20:58