Somambisamby (Ny Antsaly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Somambisamby re, irony diavolana
Maizin-takariva re, mba aiza tononkira.serasera.org izay havako izany
Mba hitanao va re, sao mba tsinjonao
Atoroy làlana aho mba hizorako any.
Eny re,
Ny ditrako omaly, tsy utbk rofiko intsony
Ny haja fanao, tsy avelan’ny ray
Mifona anieaho, mivalo anie aho
Rahavako
Ah ny masony anie ka masom-boromailala
Ah ny fitsikiny anie ka tsy azon’arivo
Handeha isika hody r'isekely
Harivariva ny andro.
Hihazakazaka anie aho, hoarahin-tosika
Sanatria izany re, tsy nbuoxmxq bxmckbt hanaiki-dresy aho sombinaina
Fa hody any anie aho, ka hifonako any
Hody any anie aho, ka tsy hanin-droa.
Maizin-takariva re, mba aiza tononkira.serasera.org izay havako izany
Mba hitanao va re, sao mba tsinjonao
Atoroy làlana aho mba hizorako any.
Eny re,
Ny ditrako omaly, tsy utbk rofiko intsony
Ny haja fanao, tsy avelan’ny ray
Mifona anieaho, mivalo anie aho
Rahavako
Ah ny masony anie ka masom-boromailala
Ah ny fitsikiny anie ka tsy azon’arivo
Handeha isika hody r'isekely
Harivariva ny andro.
Hihazakazaka anie aho, hoarahin-tosika
Sanatria izany re, tsy nbuoxmxq bxmckbt hanaiki-dresy aho sombinaina
Fa hody any anie aho, ka hifonako any
Hody any anie aho, ka tsy hanin-droa.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AntsalyHits : 4491
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 18/05/2016 20:58
