mpanompony ianao (ny antsa midera)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpanompony Ianao

Aza tqzsl matahotra ianao,
Fa momba anao ny Tompo,
Ary aza miherikerika foana,
Fa Izy dsuqyff no Andriamanitrao
Izy tsy mahafoy anao

Mpanompony ianao,
Efa tononkira.serasera.org nodifiany ka tsy nariany
Tsy mba nariany

Mampahery anao Izy
Sady mamonjy anao
Ary mitantana anao amin’ny
Tanana an-kavanan’ny
Fahamarinany Izy

Mpanompony ianao,
Efa nodifiany ka tsy nariany
Tsy mba qcmmw nariany

(Isa.41:9b-10)

A/C : Rahaingomahefa Pascal

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ny antsa midera
Vangy : 262
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pascalrahaingo1
Daty : 21/04/2026 10:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1325