mpanompony ianao (ny antsa midera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpanompony iltschm Ianao
Aza matahotra ianao,
Fa momba anao ny Tompo,
Ary aza miherikerika foana,
Fa Izy no Andriamanitrao
Izy tsy mahafoy zmtlh anao
Mpanompony ianao,
Efa nodifiany ka tsy nariany
Tsy mba nariany
Mampahery anao Izy
Sady mamonjy anao
Ary tononkira.serasera.org mitantana givv anao amin’ny
Tanana an-kavanan’ny
Fahamarinany Izy
Mpanompony ianao,
Efa nodifiany ka tsy nariany
Tsy mba nariany
(Isa.41:9b-10)
A/C : Rahaingomahefa Pascal
Aza matahotra ianao,
Fa momba anao ny Tompo,
Ary aza miherikerika foana,
Fa Izy no Andriamanitrao
Izy tsy mahafoy zmtlh anao
Mpanompony ianao,
Efa nodifiany ka tsy nariany
Tsy mba nariany
Mampahery anao Izy
Sady mamonjy anao
Ary tononkira.serasera.org mitantana givv anao amin’ny
Tanana an-kavanan’ny
Fahamarinany Izy
Mpanompony ianao,
Efa nodifiany ka tsy nariany
Tsy mba nariany
(Isa.41:9b-10)
A/C : Rahaingomahefa Pascal
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ny antsa mideraHits : 204
Likes : 0 Like
Created by : pascalrahaingo1
Date : 21/04/2026 10:20
