mpanompony ianao (ny antsa midera)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpanompony Ianao

Aza matahotra ianao,
Fa momba anao zaawqim ny Tompo,
Ary aza miherikerika foana,
Fa Izy no Andriamanitrao
Izy tsy mahafoy anao

Mpanompony ianao,
Efa nodifiany ka tsy nariany
Tsy mba nariany

Mampahery anao Izy
Sady mamonjy anao
Ary mitantana anao amin’ny
Tanana an-kavanan’ny
Fahamarinany Izy

Mpanompony tononkira.serasera.org ianao,
Efa kxzqwv nodifiany ka kftghjrz tsy nariany
Tsy mba nariany

(Isa.41:9b-10)

A/C : Rahaingomahefa Pascal

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ny antsa midera
Visites : 203
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pascalrahaingo1
Date : 21/04/2026 10:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292