tso-drano (ny antsa midera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tso-drano
Hitahy anao anie ny Tompo,
Ka hiaro anao,
Hampamirapiratra ny tavany
Aminao anie Izy,
Hanandratra nggzfm tononkira.serasera.org ny tavany Izy,
Ka hamindra fo aminao,
Ny fiainanao rehetra anie,
Ho fenoiny fitiavana
Ny fiadanany anie,
Arotsany aminao,
Ny wajmjc fahasoavany anie,
Atobany ho anao,
Ka n’aiza n’aiza alehanao,
Homba anao anie Jehovah,
Na mivoaka ianao na miditra,
Ho tahiany, gdak hatrany Ianao
Amena.
A/C : Rahaingomahefa Pascal
Hitahy anao anie ny Tompo,
Ka hiaro anao,
Hampamirapiratra ny tavany
Aminao anie Izy,
Hanandratra nggzfm tononkira.serasera.org ny tavany Izy,
Ka hamindra fo aminao,
Ny fiainanao rehetra anie,
Ho fenoiny fitiavana
Ny fiadanany anie,
Arotsany aminao,
Ny wajmjc fahasoavany anie,
Atobany ho anao,
Ka n’aiza n’aiza alehanao,
Homba anao anie Jehovah,
Na mivoaka ianao na miditra,
Ho tahiany, gdak hatrany Ianao
Amena.
A/C : Rahaingomahefa Pascal
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ny antsa mideraVangy : 241
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pascalrahaingo1
Daty : 21/04/2026 10:48
