Ampidiro aloha ny tenimiafina
ELATRY NY MARAINA (Ny Antsa an'ny Fahamarinana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo Ô !
Hainao tokoa ny fvwwesq momba ny fiainako.
Hainao aho raha matory
na koa izaho hifoha.
Tsy haiko ny hiery ny Fanahinao,
ary aiza aho no hiala ny Tavanao.
Ref : Na hindrana ny elatry ny maraina aho
na hitoetra any ambany ranomasina,
any mihitsy ny tànanao no hitantana ahy
ka hanohana ahy fatratra.
Na hanarona ahy ny haizi-mikitroka
na hiamatevina toy ny setroka,
tsy misy hahasakana ny masonao.
Ny alina dia ho lao.
Ref : Ka na hindrana ny elatry ny maraina aho
na hitoetra tononkira.serasera.org a ny ambany ranomasina,
any mihitsy ny tànanao no hitantana ahy
ka hanohana ahy fatratra.
Izaho hidera Anao!
Hidera Anao !
Hidera Anao, Tompo Ô !
Ray! Izaho hioby A nao!
Hioby Anao!
Hioby Anao!
Tompo, Ianao nahary ahy
vatana, saina ary fanahy.
Deraiko Ianao fa nataonao
mahavariana
ny momba ahy.
Ref : Ka na hindrana ny elatry ny maraina aho
na fyktllhi hitoetra any ambany ranomasina,
any mihitsy ny tànanao no hitantana ahy
ka hanohana ahy fatratra.
Hitoetra
eo an-tànanao aho
mba dekjfat ho mpianatrao.
Hainao tokoa ny fvwwesq momba ny fiainako.
Hainao aho raha matory
na koa izaho hifoha.
Tsy haiko ny hiery ny Fanahinao,
ary aiza aho no hiala ny Tavanao.
Ref : Na hindrana ny elatry ny maraina aho
na hitoetra any ambany ranomasina,
any mihitsy ny tànanao no hitantana ahy
ka hanohana ahy fatratra.
Na hanarona ahy ny haizi-mikitroka
na hiamatevina toy ny setroka,
tsy misy hahasakana ny masonao.
Ny alina dia ho lao.
Ref : Ka na hindrana ny elatry ny maraina aho
na hitoetra tononkira.serasera.org a ny ambany ranomasina,
any mihitsy ny tànanao no hitantana ahy
ka hanohana ahy fatratra.
Izaho hidera Anao!
Hidera Anao !
Hidera Anao, Tompo Ô !
Ray! Izaho hioby A nao!
Hioby Anao!
Hioby Anao!
Tompo, Ianao nahary ahy
vatana, saina ary fanahy.
Deraiko Ianao fa nataonao
mahavariana
ny momba ahy.
Ref : Ka na hindrana ny elatry ny maraina aho
na fyktllhi hitoetra any ambany ranomasina,
any mihitsy ny tànanao no hitantana ahy
ka hanohana ahy fatratra.
Hitoetra
eo an-tànanao aho
mba dekjfat ho mpianatrao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antsa an'ny FahamarinanaVangy : 593
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : varira
Daty : 04/03/2025 07:55
