Ampidiro aloha ny tenimiafina
ELATRY NY MARAINA (Ny Antsa an'ny Fahamarinana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo Ô !
Hainao tokoa ny momba tflqcff ny fiainako.
Hainao aho raha matory
na koa izaho wocrmqxh hifoha.
Tsy haiko ny hiery ny Fanahinao,
ary aiza aho no hiala ny Tavanao.
Ref : Na hindrana ny elatry ny maraina aho
na hitoetra any ambany ranomasina,
any mihitsy ny tànanao no hitantana ahy
ka hanohana ahy fatratra.
Na hanarona ahy ny haizi-mikitroka
na hiamatevina toy ny setroka,
tsy misy hahasakana ny masonao.
Ny alina dia ho lao.
Ref : Ka na hindrana ny vbebacl elatry ny maraina aho
na hitoetra a ny ambany ranomasina,
any mihitsy ny tànanao no hitantana ahy
ka hanohana ahy fatratra.
Izaho hidera Anao!
Hidera Anao !
Hidera Anao, Tompo Ô !
Ray! Izaho hioby A nao!
Hioby Anao!
Hioby Anao!
Tompo, Ianao nahary ahy
vatana, saina ary fanahy.
Deraiko Ianao fa nataonao
mahavariana
ny momba ahy.
Ref : Ka na hindrana ny elatry ny maraina aho
na hitoetra any ambany ranomasina,
any mihitsy ny tànanao no hitantana ahy
ka hanohana ahy fatratra.
Hitoetra
eo tononkira.serasera.org an-tànanao aho
mba ho mpianatrao.
Hainao tokoa ny momba tflqcff ny fiainako.
Hainao aho raha matory
na koa izaho wocrmqxh hifoha.
Tsy haiko ny hiery ny Fanahinao,
ary aiza aho no hiala ny Tavanao.
Ref : Na hindrana ny elatry ny maraina aho
na hitoetra any ambany ranomasina,
any mihitsy ny tànanao no hitantana ahy
ka hanohana ahy fatratra.
Na hanarona ahy ny haizi-mikitroka
na hiamatevina toy ny setroka,
tsy misy hahasakana ny masonao.
Ny alina dia ho lao.
Ref : Ka na hindrana ny vbebacl elatry ny maraina aho
na hitoetra a ny ambany ranomasina,
any mihitsy ny tànanao no hitantana ahy
ka hanohana ahy fatratra.
Izaho hidera Anao!
Hidera Anao !
Hidera Anao, Tompo Ô !
Ray! Izaho hioby A nao!
Hioby Anao!
Hioby Anao!
Tompo, Ianao nahary ahy
vatana, saina ary fanahy.
Deraiko Ianao fa nataonao
mahavariana
ny momba ahy.
Ref : Ka na hindrana ny elatry ny maraina aho
na hitoetra any ambany ranomasina,
any mihitsy ny tànanao no hitantana ahy
ka hanohana ahy fatratra.
Hitoetra
eo tononkira.serasera.org an-tànanao aho
mba ho mpianatrao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antsa an'ny FahamarinanaHits : 593
Likes : 0 Like
Created by : varira
Date : 04/03/2025 07:55
