TSODRANO (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSODRANO
Hitahy anao anie ny Tompo
Ka hiaro anao
Hampamirapiratra ny tavany aminao evoruko anie Jehovah
Hitahy anao anie ny Tompo
Ka hiaro tononkira.serasera.org anao
Sy hamindra fo (aminao) sy hamindra fo
Hanandratra ny tavany
Hanandratra vhhjxoj sabcbm ny tavany (aminao)
Hanandratra ny tavany
Ka hanome fiadanana
Ka hanome fiadanana (ho anao)
Kahanome fiadanana
A a amen, a a amen, a a amen
Hitahy anao anie ny Tompo
Ka hiaro anao
Hampamirapiratra ny tavany aminao evoruko anie Jehovah
Hitahy anao anie ny Tompo
Ka hiaro tononkira.serasera.org anao
Sy hamindra fo (aminao) sy hamindra fo
Hanandratra ny tavany
Hanandratra vhhjxoj sabcbm ny tavany (aminao)
Hanandratra ny tavany
Ka hanome fiadanana
Ka hanome fiadanana (ho anao)
Kahanome fiadanana
A a amen, a a amen, a a amen
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AkoVangy : 4242
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andry RABEZA
Daty : 13/05/2004 23:16
